|
|
|
|

Teny iditra mifia-dranomaso
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny mifiaka, rano, maso
 Tsy mitsaha-mitomany, mitomany marain-tsy hariva noho ny fahoriana mahazo, mijaly mafy dia mafy, miferinaina andro aman' alina [1.1]
 To cry continually. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11