| Teny iditra |
mifidy
(fidy)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Maka izay tiana an-tsitrapo: Nifidy ny fampianarana aho ho raharahako Mifantina, mijobona, mitsonga: Nifidy azy tao anatin' ny arivoarivo aho Mandatsa-bato tsy voateritery ho an-...: Nifidy an-dRabe aho ho solombavambahoaka tao amin' ny faritaninay
[1.1]
|
| | To choose [1.2, 1.7]
|
| | To select, to prefer. [1.2]
|
| | Choisir; élire [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Tsy fantatro izany, fa anjaran' ialahy no mifidy
[2.472]
|
| 2 | nony mamo ny vahoaka, dia ny nifidy izay tovolahy sy tovovavy tomady sisa nataon' ny mpanjaka sy ny mpijirika andevo...
[2.471]
|
| 3 | Hifidy izay ravin-damba mahafa-po azy indrindra izy;
[2.470]
|
| 4 | Raha izaho no mba nifidy nifantina dia navelako io faratsaikany io, fara-fidy.
[1.10]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mifidy |
| Ny lasa : |
nifidy |
| Ny hoavy : |
hifidy |
| Filaza mandidy : |
mifidia, mifidiàna |
|
|