|
|
|
|

Teny iditra miforona (forona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Tonga, manjary: Nisy rivodoza niforona tampoka 10 km avy ao Antsiranana
Miavy: Avy amin' ny "setroka" no niforona ny "manetroka" [1.1]
 To be created, to be formed; to be founded [1.7]
 être crée, être formé; être fondé, établi; s'organiser [1.8]
Ohatra Tsy misy very, tsy misy miforona. [2.5]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miforona
Ny lasa : niforona
Ny hoavy : hiforona
Filaza mandidy : miforòna

Teny iditra miforòna (forona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miforona [Fitanisana]
  [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20