| Teny iditra |
mihaminkamina
(haminkamina (hamina))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mipetraka misonanina tsy misy ahiahy; finaritra noho ny haingo iravahana, ka tsy miherika akory: Mihaminkamina erý izy eny ambony filanjana (zavatra) Voapetraka sy voalamina tsara [1.1]
|
| | To behave well, to conduct one's self with propriety, to sit demurely or quietly, to eat with care and self-respect. [1.2]
|
| Ohatra | Noho izany dia nahatsikaiky azy ireo ihany ny mahita ireto mpivady antitra mihaminkamina toa mpivady vao.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mihaminkamina |
| Ny lasa : |
nihaminkamina |
| Ny hoavy : |
hihaminkamina |
| Filaza mandidy : |
mihaminkamìna |
|
| Tovy hevitra | |
|
| Teny iditra |
mihaminkamìna
(haminkamina (hamina))
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihaminkamina
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
| Tovy hevitra | |
|