| Teny iditra | mihanta (hanta) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mangataka mafy aoka izany: Nihanta ity firavaka ity tamiko izy Miangavy mafy ary amim-panetren-tena: Mihanta aminao aho aoka hipetraka eto aminao ny zandriko Mitalaho, milela-paladia Mahazo izay rehetra angatahiny ka manaram-po: Zaza mihanta Ikoto ka tsy mahagaga io raha maditra rahatrizay [1.1] | |||||||||
| To be spoiled (of a child) [1.7] | |||||||||
| Demander, supplier; être gâté: Mihanta akanjo iray aminao aho (Je vous supplie de me donner un habit) ~ Mihanta aminao aho, mba omeo fiantrana (Je vous en supplie donnez-moi une aumône) ~ Zaza mihanta io (C’est un enfant gâté) [1.3] | |||||||||
| être gâté (se dit des enfants) [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Ivatsia-mofo mihoatra noho ny zaza mihanta / Izany, Rainilaikely ô...
[2.470] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mihantà (hanta) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihanta | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|