| Teny iditra |
mihazona
(hazona)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mitana: Mihazona akoho amin' ny tendany Tsy manome olona ny tokony ho azy: Tsy tsara ny mihazona ny karaman' ny mpiasa [1.1]
|
| | To hold, to grasp, to detain. [1.2]
|
| | To grasp, to retain [1.7]
|
| | Retenir, tenir; saisir [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Nivinkina nankany anaty rano ilay tovovavy, dia nanatona ny lakana sady nihazona ny sisiny.
[2.5]
|
| 2 | Nosarihina tamin' ny tady nihazona azy amin' ny sambolay ny lakana.
[2.471]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mihazona |
| Ny lasa : |
nihazona |
| Ny hoavy : |
hihazona |
| Filaza mandidy : |
mihazòna |
|
|
| Teny iditra |
mihazòna
(hazona)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihazona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|