|
|
|
|

Teny iditra mihorirana (horirana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandry ka ny rirana na ny ila no atao ambany mandry: Telo no fomba fandry: ny mitsilany, ny mihorirana ary ny mihohoka
Miala amin' ny loza na toe-java-tsarotra: Tsy atahorana ireny fa olona mahay mihorirana [1.1]
 To be placed on edge [1.7]
 être placé sur son bord ou son côté [1.8]
Ohatra Niteny izany izy, sady nihodina teo an-toerana, mba samy hahita azy manatrika, mihorirana, miamboho, ny olona rehetra. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihorirana
Ny lasa : nihorirana
Ny hoavy : hihorirana
Filaza mandidy : mihoriràna

Teny iditra mihoriràna (horirana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihorirana [Fitanisana]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20