|
|
|
|

Teny iditra mihorona (horona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mihodina mivoromborona: Efa mihorona ny tady
Miforitra: Mihorona ny tsihy
Miketrona sy mifandrirotra: Mihorona ny hodi-doha [1.1]
 To be in a roll, to be rolled up [1.7]
 être enroulé, qu'on roule [1.8]
Ohatra Na ny omby aza no karavasiana, hita fa mifihifihy, taitra ary mihorona ny hodiny nandalovan' ilay dian-karavasy. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihorona
Ny lasa : nihorona
Ny hoavy : hihorona
Filaza mandidy : mihoròna

Teny iditra mihoròna (horona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihorona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20