| Teny iditra | mikitakita (kitakita) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Tezitra, manifakifaka aminkatezerana, manifantrifana, mihavatravatra, mihoalahoala: Mikitakita foana izy rehefa miteny [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mikitakità (kitakita) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikitakita | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|