|
|
|
|

Teny iditra kitakita
Sokajin-teny anarana
 Famozafozan-javatra; famelivelezana, fandevilevena olona, fanifakifahana misy tenimpahasosorana sy fahatezerana (marihina fa ilay voalohany no matetika ampiasaina): Leon' ny kitakitan' ny mpampiasa izy ka niala [1.1]
 Action de chiffonner, de mettre sens dessus dessous
Action de maltraiter, de rudoyer, de se fâcher [1.3]
Ohatra Noho izany, tsy dia mba nahazo kitakita firy tamin' ireo mpampiasa izy. [2.472]
Sampanteny 
Tovy hevitra kitakitaka

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02