| Teny iditra |
mikitra
(kitra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mamporisika hiady: Mahery mikitra angely Ilita Manakorontana, mampikorontana, manakotrana: Rakoto no nikitra izany fianakaviana izany [1.1]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mikitra |
| Ny lasa : |
nikitra |
| Ny hoavy : |
hikitra |
| Filaza mandidy : |
mikitrà |
|
|
| Teny iditra |
mikitra
(kitra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Taisaka]
Maneno, mikitrana [1.78]
|
|
| Teny iditra |
mikitrà
(kitra)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikitra
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|