|
|
|
|

Teny iditra mikobona (kobona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mirakotra tenteraka ao anaty na ao ambany...: Nikobona tao anatin' ny lambany izy dia tsy nihetsika tao
Mitovy hevitra: misalobona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikobona
Ny lasa : nikobona
Ny hoavy : hikobona
Filaza mandidy : mikobòna

Teny iditra mikobòna (kobona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikobona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20