|
|
|
|

Teny iditra mila saina
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny mila, saina
 Mieritreritra sy mandinika tsara ary manadihady sy mila hevitra amin' izay hatao sy efa natao [1.1]
 To seek for advice. [1.2]
Tovy hevitra maka saina

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25