| Teny iditra | maka saina | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | maka, saina | |
| Mieritreritra sy mandinika tsara ary manadihady sy mila hevitra amin' izay hatao sy efa natao [1.1] | ||
| Tovy hevitra | mila saina | |
| Teny iditra | maka saina | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | maka, saina | |
| Same as maka rivotra: to take exercise, seeking fresh air. [1.2] | ||
| Tovy hevitra | maka rivotra | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/03 |
|