| Teny iditra | milelalela (lelalela (lela)) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Sihanaka] Mikiakiaka [1.78] | |||||||||
| Mamoaka lelafo miredareda: Nilelalela aoka izany ny lelafo tamin' ilay haintrano terý atsinanana Mikiakiaka mafy, indrindra raha miantso: Mba mitenena moramora fa aza milelalela ohatra ny adala Manintona na manaitra ny maso izaitsizy noho izy mamirapiratra na be renty: Milelalela loatra ny akanjon' iny vehivavy iny Maharary toa mahamay; te hihinan-kanina mafy: Tsy nanendry afa-tsy vary sosoa kely aho halina ka milelalela izaitsizy ny ambavafoko izao [1.1] | |||||||||
| To talk a lot; to cry out [1.7] | |||||||||
| Parler avec entrain; criailler [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | milelalela | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Tambahoaka] Midedadeda [1.78] | |||||||||
| Teny iditra | milelalelà (lelalela (lela)) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao milelalela | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|