| Teny iditra |
miloka
(loka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Milalao vola (misy zavatra iadiana: karatra, kodiakely, hazakaza-tsoavaly... ka manome vola an' izay maharesy izay resy na maty loka). [1.1]
|
| | To gamble [1.7]
|
| | Jouer de l'argent, parier [1.8]
|
| Ohatra | Ny mahay miloka manome ainga izay sahy manao aminy, na atao be sy kely ny vola ilokana.
[1.437]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
miloka |
| Ny lasa : |
niloka |
| Ny hoavy : |
hiloka |
| Filaza mandidy : |
milokà |
|
|
| Teny iditra |
miloka
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Tanosy]
Midera [1.78]
|
|
| Teny iditra |
milokà
(loka)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miloka
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|