| Teny iditra |
miolonolona
(olonolona (olona))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Tsy mba miray amin' ny olona fa mitokantokana; mihatakataka tsy te hihavana, mihafahafa [1.1]
|
| | To be a recluse, to separate one's self from company. [1.2]
|
| | To separate oneself; to act distant or suspicious [1.7]
|
| | Se séparer, être solitaire, soupçonneux [1.8]
|
| Ohatra | Mpiray foto-pivelomana rahateo moa, noho ny taozavatra iaraha-mahalala, ka adalan' izay miolonolona.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
miolonolona |
| Ny lasa : |
niolonolona |
| Ny hoavy : |
hiolonolona |
| Filaza mandidy : |
miolonolòna |
|
|
| Teny iditra |
miolonolòna
(olonolona (olona))
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miolonolona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|