| Teny iditra |
miomba
(omba)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manaraka: Niomba an' irỳ lalana irỳ ilay olona nandositra Mandeha miaraka amin' ny: Miomba an-dreniny mandrakariva Ibalita, na miantsena na mamangy havana na mivavaka Miandany: Izay miomba ny fahavaloko tsy mety ho namako [1.1]
|
| | Same as momba
|
| Ohatra | Fitsetserana sy endrika mangoraka no reny sy hitan' ny masony miomba azy sy ny ankohonany.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
miomba |
| Ny lasa : |
niomba |
| Ny hoavy : |
hiomba |
| Filaza mandidy : |
miombà |
|
|
| Teny iditra |
miombà
(omba)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miomba
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|