| Teny iditra |
miombona
(ombona)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mandray anjara amy..., miaraka amy: Miombona alahelo aminao izahay [1.1]
|
| | To share, to partake with others, to be in partnership. [1.2]
|
| | To share, to be in partnership [1.7]
|
| | S'associer [1.8]
|
| Ohatra | Fa izay miarahaba azy dia miombona amin'ny ratsy ataony.
[2.996]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
miombona |
| Ny lasa : |
niombona |
| Ny hoavy : |
hiombona |
| Filaza mandidy : |
miombòna |
|
|
| Teny iditra |
miombòna
(ombona)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miombona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|