| Teny iditra | miondrana (ondrana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Miditra amin' ny lakana na ny sambo mba handeha hiampita: Tamin' ny fito maraina izahay no niondrana ho any Maurice [1.1] | |||||||||
| To go on board. [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | miondràna (ondrana) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miondrana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|