|
|
|
|

Teny iditra miraiki-po
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny miraikitra, fo
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: tia
Ohatra Raha mitombo ny harenareo, aza miraiki-po amin'izany hianareo. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13