| Teny iditra |
mirandrana
(randrana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manaraka fomban-drandrana: Mirandrana foana ny volon' iny vehivavy iny [1.1]
|
| | To be in plaits. [1.2]
|
| | To be braided [1.7]
|
| | être tressé [1.8]
|
| Ohatra | Amin'ny saron-tratra asio rojo volamena madio madinika, atao mirandrana toy ny tady;
[2.996]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mirandrana |
| Ny lasa : |
nirandrana |
| Ny hoavy : |
hirandrana |
| Filaza mandidy : |
mirandràna |
|
|
| Teny iditra |
mirandràna
(randrana)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirandrana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|