| Teny iditra |
mirary
(rary)
|
| Sokajin-teny | matoanteny na mpamaritra
|
| | Vita rary: Rindra mirary ny tsihy Voamboatra, voavitrana: Efa mirary izao ny fihavananay Mora, tsy lafo: Mirary ny vidin-javatra ato amin' ity mpivarotra ity [1.1]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mirary |
| Ny lasa : |
nirary |
| Ny hoavy : |
hirary |
| Filaza mandidy : |
miraria |
|
|
| Teny iditra |
mirary
(rary)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Sihanaka]
Mangataka [1.78]
|
| | Mangataka faherezana na fandresena ho an' ny mpiady amin' ny alalan' ny hira, vavaka Maniry soa ka mangataka izany amin' ny alalan' ny vavaka ho an' ny olona iray: Mirary soa ho anao aho amin' izao fiandohan' ny taona izao. [1.1]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mirary |
| Ny lasa : |
nirary |
| Ny hoavy : |
hirary |
| Filaza mandidy : |
miraria |
|
|
| Teny iditra |
mirary
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Taisaka]
mandrara,
misakana
[1.78]
|
|
| Teny iditra |
mirary
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Bara]
mamangy
[1.78]
|
|