|
|
|
|

Teny iditra mirava (rava)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mivoaka ny fianarana, ny trano fiasana: Amin' ny dimy nomirava ny mpiasa
Miparitaka, mihahaka: Mirava ny vahoaka
Vita, mifarana: Mirava ny fiangonana
Tsy tanteraka: Mirava ny fitsangantsanganana rahariva fa ratsy ny andro, [1.1]
 To break up (of a meeting) [1.7]
 Se séparer; se disperser après une réunion [1.8]
Ohatra 
1Ka dia mirava isika aloha fa hihevitra izay hatao aminy izahay. [2.587]
2Ny hena sisa dia zarain' ny be sy ny maro dia mirava fa vita ny sorona. [1.353]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirava
Ny lasa : nirava
Ny hoavy : hirava
Filaza mandidy : miravà

Teny iditra miravà (rava)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirava [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20