| Teny iditra | mirirana (rirana) | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| Ohatra | Raha te-hanana vavy: mandry mirirana havia. Raha te-hitera-dahy: mandry mirirana havanana.
[2.245] | |
| Teny iditra | miriraña | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| [Sihanaka] mihorirana [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2022/12/13 |
|