| Teny iditra | mirisarisa (risarisa) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mamindra miadana tsy maka sarotra ary miretareta [1.1] | |||||||||
| Ohatra | mietaketaka foana ny aketa ary mirisarisa foana ny adrisa fa izay tsy enina anay mitratraingo [2.131] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mirisarisà (risarisa) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirisarisa | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|