|
|
|
|

Teny iditra misabaka (sabaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mijoro ka ahataka ny tongotra roa ho malalaka ny elanelany: Misabaka fandeha izy [1.1]
 To straddle; to open, as a stepladder, a compass, etc [1.7]
 Avoir les jambes écartées; s'écarter comme les branches d'un compas, d'une échelle pliante [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misabaka
Ny lasa : nisabaka
Ny hoavy : hisabaka
Filaza mandidy : misabakà

Teny iditra misabakà (sabaka (baka))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misabaka [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20