| Teny iditra |
misanasana
(sanasana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | (vava) Misokatra be ka tsy miafina ny ao anatiny fa miharihary daholo, mitanatana: Nisanasana ny vavan' ilay alika ka nandositra aho [1.1]
|
| Ohatra | Fa raha vantany vao midify ianao ka hitany irery aho dia misanasana ny vavany.
[2.5]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
misanasana |
| Ny lasa : |
nisanasana |
| Ny hoavy : |
hisanasana |
| Filaza mandidy : |
misanasanà |
|
|
| Teny iditra |
misanasanà
(sanasana)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misanasana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|