| Teny iditra | misava ranonando | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | misava, rano, ando | |
| Enti-milaza ny aloha indrindra amin' ny mpandeha ka mampihintsana ny ranonando -- na olona nalefa hidinika mialoha momba ny zavatra kasaina hatao [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|