|
|
|
|

Teny iditra mitakolaka (takolaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitampify, miafina mba hitily: Mitakolaka eo am-baravarana Ibalita mba hihaino ny resakay [1.1]
  [Provincial] Prov. for manakolaka
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitakolaka
Ny lasa : nitakolaka
Ny hoavy : hitakolaka
Filaza mandidy : mitakolaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20