| Teny iditra |
mitao
(tao)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Miomanomana toy ny ho any an' ady, hanafika [1.1]
|
| | To prepare to go to war [1.7]
|
| | Faire des préparatifs pour aller en guerre [1.8]
|
| Ohatra | Efa mandroso ity ny ady amin' ny vazimba ry Imerina ka tsy maintsy mitao fatratra isika na dia naharesy azy aza teo, dia ataliorana fandrao hamaly faty izy.
[1.436]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mitao |
| Ny lasa : |
nitao |
| Ny hoavy : |
hitao |
| Filaza mandidy : |
mitaova |
|
|
| Teny iditra |
mitao
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Taisaka]
mitondra
[1.78]
|
|
| Teny iditra |
mitao
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Taisaka]
Mangataka [1.78]
|
|