| Teny iditra | mitety (tety) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandeha manitsaka toerana maro: Mitety faritany maro Mamisavisa, milaza tsirairay: Mitety razana [1.1] | |||||||||
| Ohatra | Mitety ireo faritra rehetra ireo mpitory.
[2.445] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mitety | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Taisaka] Mamangy [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/21 |
|