| Teny iditra | mitsinjara (tsinjara (zara)) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mizarazara ho tokony maromaro: Mitsinjara folo ity lahatsoratra ity [1.1] | |||||||||
| Manasaratsaraka [1.13] | |||||||||
| Décomposer [1.13] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mitsinjarà (tsinjara (zara)) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsinjara | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|