| Teny iditra | mitsoka (tsoka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mamono: Mitsoka ny jiro Mamelona: Mitsoka afo Mampangatsiatsiaka: Mitsoka ovy Mampaneno: Mitsoka sodina Mifofofofo: Nitsoka maraina ny rivotra androany [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|