| Teny iditra |
mitsofa
(tsofa)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Tsofaina, voatsofa: Hazo efa nitsofa ity ka tsy tapahina intsony. [1.1]
|
| | être scié, limé, râpé, manger, comme une scie, comme la lime [1.3]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mitsofa |
| Ny lasa : |
nitsofa |
| Ny hoavy : |
hitsofa |
|
|
| Teny iditra |
mitsofà
(tsofa)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsofa
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|
| Teny iditra |
mitsofa
(tsoka)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsoka
|
| Ohatra |
| 1 | Mitsofa anjomara any amin' ny firenena (Blow the trumpet among the nations / Sonnez du cor parmi les nations)
[2.996]
|
| 2 | Rahefa mitsoka trompetra aho sy ireo miaraka amiko, dia mitsofa trompetra manodidina ny toby koa hianareo, ka milazà hoe: Ho an' ny Tompo sy ho an' i Jedeona (When I blow with a trumpet,
I and all that are with me, then blow ye the trumpets also on every side of all the camp, and say, The sword of the Lord, and of Gideon /
Je sonnerai du cor, moi et tous ceux qui sont avec moi; alors, vous aussi, vous sonnerez du cor tout autour du camp et vous crierez : Pour Yahvé et pour Gédéon)
[2.996]
|
|
|