| Teny iditra | mivaha (vaha) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Miboraka: Mivaha ny fehinkiraronao Miala na votsotra ny fatorana: Vonjeo haingana fa mivaha ny omby Tapaka: Nivaha ny fanekenay (fiteny somary baranahiny) Enti-milaza olona misy fahavoazana kely ny lohany, misy kely, nahafahana [1.1] | |||||||||
| être détaché, délié, se détacher, s’effiler; être rompu [1.3] | |||||||||
| Ohatra | Renao midina mihitsy ilay izy, midina tsy mba miparitaka na mivaha, fa manao bolon-gany mafonja ohatra ny natambatra tamin' ny dity.
[2.4] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mivaha | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Bara] Mivaky, mamaky [1.78] | |||||||||
| Teny iditra | mivahà (vaha) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivaha | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|