| Teny iditra |
mivalana
(valana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mangery, miavela Marary kibo ka mangery matetika [1.1]
|
| | Marary kibo mipiriritra [1.13]
|
| | Avoir la diarrhée [1.13]
|
| Voambolana |
| Ohatra |
| 1 | Lasa nivalana izy
[1.1]
|
| 2 | Mararin' ny inona ity zanakao ity, Ramatoa? -- Mivalana izy io, Dokotera
[1.1]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mivalana |
| Ny lasa : |
nivalana |
| Ny hoavy : |
hivalana |
| Filaza mandidy : |
mivalàna |
|
|
| Teny iditra |
mivalana
(valana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Tanala]
[ mivalaña ] Manara-drian-drano (mifanohitra amin'ny miorike) [1.78]
|
| | Midina manaraka ny iva; mandeha midina: Mivalana mianatsimo ny renirano rehefa tonga eto [1.1]
|
| | Descendre en aval [1.13]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mivalana |
| Ny lasa : |
nivalana |
| Ny hoavy : |
hivalana |
| Filaza mandidy : |
mivalàna |
|
| Tohi-kevitra |
|
| Teny iditra |
mivalàna
(valana)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivalana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|