| Teny iditra |
mivembena
(vembena (vena))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mirondrona, tsy mandeha mahitsy tsara fa mitongilangilana atsy mivezina aroa, ohatra ny olona mamo; miraika sy mitongilangilana miankavia miankavanana eny am-pandehanana: Jereo ange ity mamo mivembena eran' ny arabe Misalasala, miroahana: Tsy hitako be ihany izay hataoko, mivembena aho [1.1]
|
| | Tsy mandeha mahitsy tsara fa mirondrona [1.13]
|
| | To reel, to stagger [1.7]
|
| | Tituber [1.8]
|
| | Se balancer; tituber [1.13]
|
| Ohatra | Mivembena azon' ny toaka izy
[2.996]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mivembena |
| Ny lasa : |
nivembena |
| Ny hoavy : |
hivembena |
|
|