| Teny iditra |
mivondrona
(vondrona)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mitambatra ka mikambana ho iray: Nivondrona ny fokonolona ka resy tosika ny olon-dratsy [1.1]
|
| | Se réunir, s'agglomérer, se grouper [1.3]
|
| Ohatra |
| 1 | Mivondrona ao an-tanana fehezin'ny dina ny mpiaramonina.
[2.445]
|
| 2 | Raha heverina amin' ny haben' ny tanàna fahita any amin' ny faritanin' i Didy, tokony ho ny mponin' ny tanàna dimampolo no mivondrona eo.
[2.472]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mivondrona |
| Ny lasa : |
nivondrona |
| Ny hoavy : |
hivondrona |
| Filaza mandidy : |
mivondròna |
|
|
| Teny iditra |
mivondròna
(vondrona)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivondrona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|