|
|
|
|

Teny iditra ondranondranana (ondranondrana (ondrana))
Sokajin-teny mpamaritra
 Tsy ampiampy saina, misy kely, adaladala misy fihetsehany: Ranona ve? izay angaha ianao vao nahafantatra fa ondranondranana izy iny? [1.1]
 Silly, half-witted. [1.2]
Ohatra Kanjo nony nibaribary ny marina, adala sy ondranondranana teo anoloan' ny zava-bita ny mpanangan-tsaho. [2.5]
Tovy hevitra ondranana

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/10