|
|
|
|

Teny iditra ~or~
Sokajin-teny tsofoka [Teny amin' ny ~or~]
 Infixe qui entre dans la composition de racines secondaires: tsoropaka ( tsopaka), ngorodona ( ngodona) [1.12]

Teny iditra or
Sokajin-teny mpampitohy [Fitanisana]
  na, fa raha tsy izany [1.17]

Teny iditra or
Sokajin-teny mpampitohy [Fitanisana]
 Ary, amin'izany [1.4, 1.5]

Teny iditra or
Sokajin-teny anarana
 1. volamena. Chaîne d'or: rojo volamena. Drap d'or: lamba volamena
2. Farantsa volamena. Il cherche de l'or pour porter en voyage: mitady farantsa volamena hoenti-mandeha lavitra izy
3. harena, vola [1.4]
 (métal) volamena [1.5]
Voambolana 
Mpanahaka  Au

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/30