| Teny iditra | Oryza
![]() | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Oryza longistaminata : behatoka, jama, varijao, varinandrianahary Oryza sativa : akotrim-bary, akotry, angeka, boritika, botri-vaventy, fampitanana, kalila, karaokana, kelimidina, ketsa, kiriminy, kiritika, kofobare, lambam-bary, lantsidahy, loahambitro, maintisomotra, mazy, rojo, tsipala, vary | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Ny voan' ny Vary (Oryza sativa)t Varimbazaha (Triticum rithjare), Katsaha (Zea Mais)t Ampemba, ete.
[1.357] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/09/15 |
|