|
|
|
|

Teny iditra osaosa (osa)
Sokajin-teny mpamaritra
  [1.1]
 Duplicatif diminutif [1.3]
Ohatra Fa raha osaosa kosa ny ondry aman'osy, dia tsy mba napetrany teo ireny; ka dia ny osaosa no an'i Labana, fa ny matanjaka kosa no an'i Jakoba [2.996]
Tsipelina hafa 

Teny iditra osaosa
Sokajin-teny anarana
 (toute l'île) (de osa : faible, sans énergie). On écrit aussi par erreur osiosy. Nom des herbes dont les tiges sont courbées ras de terre et radicantes à la base. Surtout, d'après Bosser, Echinochloa crus-galli (L.) P. Beauv. (Poaceae). Bonne espèce fourragère. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Echinochloa crus-galli

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20