| Teny iditra |
railovy
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Karazam-boron-kely sady tsara feo no tsara tarehy fa misy sangany misandrahaka ohatra ny fikopaka eo ambony lohany ka nahatonga ny olona hanome azy ny anarana hoe andriamborona [1.1]
|
| | [Lovy, see lovilovy.] A species of king-crow, a family of birds sometimes called Drongo shrikes, probably from the Betsimisaraka name Drongo. It is bluish black in colour, and has a long forked tail hence its specific name. Dicrurus forficatus, L. Same as
andovy,
drongo,
leidorongo,
raidonga,
railomba and
tsaramaso.
[1.2]
|
| | A black songbird [1.7]
|
| | Black crested drongo [3.1]
|
| | Oiseau noir aux beaux chants [1.8]
|
| | Crested drongo [2.190]
|
| | Drongo malgache [2.191]
|
| Voambolana |
| Anarana ara-tsiansa | Dicrurus forficatus |
| Ohatra | Izany angamba no nilazana fa mpanjakan' ny vorona ny railovy.
[2.445]
|
| Sary |
|
|
| Teny iditra |
railovy
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Oiseau censé être le roi de [...] [tohiny 1.54]
|
| Voambolana |
| Ohatra | Izany angamba no nilazana fa mpanjakan' ny vorona ny railovy.
[2.445]
|
|