|
|
|
|

Teny iditra Rakelimalaza
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
 See Kelimalaza [1.2]
 Voir Kelimalaza [1.196]
Voambolana 
Ohatra 
1Koa raha tsy hajaina intsony Rakelimalaza dia tsy hohajaina intsony koa ny Fanjakana sy ny Mpanjaka. [2.508]
2Nasainy nodorana avokoa, ny sampy rehetra amy ny fanjakany, Rakelimalaza Ramahavaly, izay sampin'ny Andriamanjaka teo aloha; [2.59]

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/31