|
|
|
|

Teny iditra ramanenjana
Sokajin-teny anarana
Singan-teny ra, manenjana
 Anaran' aretina hafahafa mampienjika sy mampanao fihetsehana isankarazany, mitovy amin' ireo fantatra any anindran-tany amin' ny anarana hoe: aretinandriananahary, tromba, menabe, bilo [1.1]
 [Manenjana (henjana), stiff.] The name of a dancing mania. See salamanga. [1.2]
  [Merina] (de henjana : raide, tendu). Nom qu'on donnait à une sorte de possession collective et surtout à ceux qui en étaient atteints ; ils allaient en bandes dansant frénétiquement et présentant souvent, en outre, des convulsions. Bien qu'elle ait souvent revêtu un caractère quasi épidémique, on ignore si elle était provoquée par des breuvages ou spontanée. Ce qui est certain c'est qu'elle n'apparaissait qu'en période de troubles politiques. [1.196]
Voambolana 
Ohatra Nefa raha dinihintsika tsara ny finoany ny amin' ireo fanahy manindry ny velona, (avelo, tromba, bilo, ramanenjana, fivava-hana angataham-pitahiana sy ampiononam-pahatezerana ny maty, sns. [2.285]

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/20