| Teny iditra | rangolahy | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Singan-teny | rango, lahy | ||||||
| Ilay vato fisaka amin' ny fasan-drazana atao varavarana mahazo mivoha sy mikatona eo anoloana: Tsy mba vero na mba rangolahy / no manafina an' io fasana io, / fa ny nofoko zary manahy / no mandrakotra omaly sy anio. (J.J.R.) Amin' ny fasana anirotra kosa, ilay vato fisaka atao rako-pasana [1.1] | |||||||
| The large stone which covers a grave and forms its roof [1.2] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/24 |
|