| Teny iditra |
rangomaina
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| Singan-teny | rango,
maina |
| | Taolana fisapisaka telo zoro mamarana ny soroka any an-damosina [1.1]
|
| | Taolam-pisaka mampihaona ny sandry amin'ny vatana [1.13]
|
| | The blade-bone, the scapula [1.2]
|
| | Omoplate [1.13]
|
| Voambolana |
| Ohatra | Ny taolam-pisaka lehibe ao an-damosin' ny soroka no rangomaina, ary rehefa mahia ny olona dia miharihary ery izy io.
[2.643]
|
|
| Teny iditra |
rangomaina
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| Singan-teny | rango,
maina |
| | The hair plaited without being oiled or greased [1.2]
|
| Voambolana |
|