| Teny iditra | ranomandry | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Singan-teny | rano, mandry | ||||
| Rano mivongana noho ny hatsiaka sahala amin' ny havandra Fomban-domano misosa Hazakaza-madinika ataon' ny mpilanja misosa sy misononoka ka tsy mitontona akory ilay olona lanjaina [1.1] | |||||
| [ rano mandry ] A thin film found on water A word used for ice A mode of carrying palanquin. [1.2] | |||||
| Ice [1.7] | |||||
| Glace [1.8] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Teny iditra | Ranomandry | ||||
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany) | ||||
| Voambolana | |||||
| Fangi-bolantany | -20.0333333, 46.9166667
-17.2333333, 46.85 | ||||
| Haianarantany | rano, mandry | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/28 |
|