|
|
|
|

Teny iditra ranonando
Sokajin-teny anarana
Singan-teny rano, ando
 Rano ateraky ny ando vao maraina eny amin' ny tendron' ny ahitra [1.1]
 [ ranon' ando ] Rano avy amin' ny fihintsanan' ny ando [1.1]
 La rosée [1.3, 1.13]
Ohatra 
1Misandratra andro tamin' izay ary tsy ranonando intsony teny an-tendrom-bozaka [2.470]
2Lalan-kely no nandehanana, ka nisava ranon' ando hatrany izahay ary nanaitra moka eran' ny lalana [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/31